plt_tn/lam/01/04.md

28 lines
731 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Misaona ireo lalan'i Ziona
Resahin'ny mpanoratra toy ny olombelona ireo lalana izay mitondra mankamin'ny fisaonan'i Ziona.
# ireo fanasana voatondro
"ireo lanonana izay nolazain'Andriamanitra azy ireo mba hankalazaina"
# ny vavahadiny...ireo mpisorony
Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Ziona.
# dia ao anatin'ny fahoriana tanteraka
"dia mangidy" na "dia namoy fo"
# Lasa tompony ireo fahavalony
"nanapaka azy ireo fahavalon'i Ziona"
# niroborobo ireo fahavalony
"lasa manan-karena ireo fahavalony" na "lasa lehibe ireo fahavalony"
# Yaveh
Io dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany tamin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.