# Misaona ireo lalan'i Ziona Resahin'ny mpanoratra toy ny olombelona ireo lalana izay mitondra mankamin'ny fisaonan'i Ziona. # ireo fanasana voatondro "ireo lanonana izay nolazain'Andriamanitra azy ireo mba hankalazaina" # ny vavahadiny...ireo mpisorony Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Ziona. # dia ao anatin'ny fahoriana tanteraka "dia mangidy" na "dia namoy fo" # Lasa tompony ireo fahavalony "nanapaka azy ireo fahavalon'i Ziona" # niroborobo ireo fahavalony "lasa manan-karena ireo fahavalony" na "lasa lehibe ireo fahavalony" # Yaveh Io dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany tamin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.