plt_tn/jos/19/40.md

16 lines
465 B
Markdown

# Ny loka fahafito
"Ny fotoana fahatelo nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Dana"
# fahafito
isa fito ao amin'ny lisitra
# Tafiditra amin'ny fari-tanin'izany lova izany
Ny tany izay noraisin'ireo fokon'i Dana dia voalza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Ny faritanin'ny tany izay noraisin'ny fokon'i Dana ho lova"
# Zora... Estaola... Ira-semesy... Salabima... Aijalona, ary Itla.
Ireo dia anaran-toerana.