# Ny loka fahafito "Ny fotoana fahatelo nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Dana" # fahafito isa fito ao amin'ny lisitra # Tafiditra amin'ny fari-tanin'izany lova izany Ny tany izay noraisin'ireo fokon'i Dana dia voalza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Ny faritanin'ny tany izay noraisin'ny fokon'i Dana ho lova" # Zora... Estaola... Ira-semesy... Salabima... Aijalona, ary Itla. Ireo dia anaran-toerana.