plt_tn/jos/19/40.md

465 B

Ny loka fahafito

"Ny fotoana fahatelo nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Dana"

fahafito

isa fito ao amin'ny lisitra

Tafiditra amin'ny fari-tanin'izany lova izany

Ny tany izay noraisin'ireo fokon'i Dana dia voalza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Ny faritanin'ny tany izay noraisin'ny fokon'i Dana ho lova"

Zora... Estaola... Ira-semesy... Salabima... Aijalona, ary Itla.

Ireo dia anaran-toerana.