plt_tn/jos/14/13.md

20 lines
630 B
Markdown

# nanome an'i Hebrona ho lovan'i Kaleba
Hebrona dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'i Kaleba ho fananana maharitra.
# mandrak'ankehitriny
Ity dia maneho ny vanim-potoana izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.
# nanaraka an'i Yaveh tokoa izy
Ny tsy fivadiahana amin'i Yaveh dia voalaza fa izany no fanarahana tanteraka an'i Yaveh. D.H: "Nampitoetra tsy fivadihana tamin'i Yaveh izy"
# Kiriata Arba
Ity dia anaran-toerana.
# Dia nitsahatra tamin'ny ady ny tany.
Ny vahoaka tsy niady intsony dia voalaza fa ny tany dia olona izay nitoetra tamin'ny ady. D.H: "Avy eo ny olona tsy niady intsony tao amin'ny tany"