plt_tn/jos/14/13.md

630 B

nanome an'i Hebrona ho lovan'i Kaleba

Hebrona dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'i Kaleba ho fananana maharitra.

mandrak'ankehitriny

Ity dia maneho ny vanim-potoana izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.

nanaraka an'i Yaveh tokoa izy

Ny tsy fivadiahana amin'i Yaveh dia voalaza fa izany no fanarahana tanteraka an'i Yaveh. D.H: "Nampitoetra tsy fivadihana tamin'i Yaveh izy"

Kiriata Arba

Ity dia anaran-toerana.

Dia nitsahatra tamin'ny ady ny tany.

Ny vahoaka tsy niady intsony dia voalaza fa ny tany dia olona izay nitoetra tamin'ny ady. D.H: "Avy eo ny olona tsy niady intsony tao amin'ny tany"