# nanome an'i Hebrona ho lovan'i Kaleba Hebrona dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'i Kaleba ho fananana maharitra. # mandrak'ankehitriny Ity dia maneho ny vanim-potoana izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity. # nanaraka an'i Yaveh tokoa izy Ny tsy fivadiahana amin'i Yaveh dia voalaza fa izany no fanarahana tanteraka an'i Yaveh. D.H: "Nampitoetra tsy fivadihana tamin'i Yaveh izy" # Kiriata Arba Ity dia anaran-toerana. # Dia nitsahatra tamin'ny ady ny tany. Ny vahoaka tsy niady intsony dia voalaza fa ny tany dia olona izay nitoetra tamin'ny ady. D.H: "Avy eo ny olona tsy niady intsony tao amin'ny tany"