plt_tn/jos/07/13.md

12 lines
446 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany i Yaveh ary milaza azy izay hambara amin'ny olona
# ny olona
Izany dia maneho ny vahoakan'Israely.
# sy afaka mitsangana hanohitra ireo fahavalonareo
Fitsangana teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo manambara fiadivana mahomby manohitra ireo fahavalony. D.H: "Tsy afaka hiady tanteraka hanohitra ny fahavalonareo ianareo" na "tsy afaka handresy ny fahavalonareo ianareo"