# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany i Yaveh ary milaza azy izay hambara amin'ny olona # ny olona Izany dia maneho ny vahoakan'Israely. # sy afaka mitsangana hanohitra ireo fahavalonareo Fitsangana teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo manambara fiadivana mahomby manohitra ireo fahavalony. D.H: "Tsy afaka hiady tanteraka hanohitra ny fahavalonareo ianareo" na "tsy afaka handresy ny fahavalonareo ianareo"