plt_tn/jos/07/13.md

446 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany i Yaveh ary milaza azy izay hambara amin'ny olona

ny olona

Izany dia maneho ny vahoakan'Israely.

sy afaka mitsangana hanohitra ireo fahavalonareo

Fitsangana teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo manambara fiadivana mahomby manohitra ireo fahavalony. D.H: "Tsy afaka hiady tanteraka hanohitra ny fahavalonareo ianareo" na "tsy afaka handresy ny fahavalonareo ianareo"