plt_tn/jos/07/10.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Yaveh miteny an'i Josoa ny antony naha voahozona an'Israely.

Nahoana ianao no manohoka ny tavanao eo?

Nampiasa izany fanontaniana izany Andriamanitra mba hanamafy an'i Josoa amin'ny fihohofana ny tavany teo. D.H: "Atsaharo ny fihohofan'ny tavanao amin'ny loto!"

ireo zavatra izay voatokana

Ireo dia zavatra "nanamarika tamin'ny fahapotehina" D.H: "ireo zavatra voahozona" na "ireo zavatra izay efa nozonin'Andriamnitra"

Efa nangalatra izy ireo ary avy eo koa dia nanafina ny otany

Fanafenana ny otan'izy ireo manambara fihezahana hangina avy amin'ny fahafantarana izay efa nanotan'izy ireo. D.H: "Efa nangalatra ireo zavatra ireo izy ireo, ary avy eo niezaka hampangina olona avy amin'ny fahafantarana izay nanotàny izy ireo"

tsy afaka nitsangana teo anatrehan'ireo fahavalon'izy ireo

Fitsangana teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo manambara fiadivana mahomby manohitra ireo fahavalony. D.H: "Tsy afaka hiady tanteraka hanohitra ny fahavalony izy ireo" na "tsy afaka handresy ny fahavalony izy ireo"

Niamboho ny fahavalony izy ireo

Fanaovana izany manambara fitsoahina ny fahavalon'izy ireo. D.H: "Nandositra ny fahavalony izy ireo"

Tsy hiaraka aminareo intsony Aho

Miaraka amin'Israely maneho fanampian'Isaraely. D.H: "Tsy hanampy anareo intsony Aho"