# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Yaveh miteny an'i Josoa ny antony naha voahozona an'Israely. # Nahoana ianao no manohoka ny tavanao eo? Nampiasa izany fanontaniana izany Andriamanitra mba hanamafy an'i Josoa amin'ny fihohofana ny tavany teo. D.H: "Atsaharo ny fihohofan'ny tavanao amin'ny loto!" # ireo zavatra izay voatokana Ireo dia zavatra "nanamarika tamin'ny fahapotehina" D.H: "ireo zavatra voahozona" na "ireo zavatra izay efa nozonin'Andriamnitra" # Efa nangalatra izy ireo ary avy eo koa dia nanafina ny otany Fanafenana ny otan'izy ireo manambara fihezahana hangina avy amin'ny fahafantarana izay efa nanotan'izy ireo. D.H: "Efa nangalatra ireo zavatra ireo izy ireo, ary avy eo niezaka hampangina olona avy amin'ny fahafantarana izay nanotàny izy ireo" # tsy afaka nitsangana teo anatrehan'ireo fahavalon'izy ireo Fitsangana teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo manambara fiadivana mahomby manohitra ireo fahavalony. D.H: "Tsy afaka hiady tanteraka hanohitra ny fahavalony izy ireo" na "tsy afaka handresy ny fahavalony izy ireo" # Niamboho ny fahavalony izy ireo Fanaovana izany manambara fitsoahina ny fahavalon'izy ireo. D.H: "Nandositra ny fahavalony izy ireo" # Tsy hiaraka aminareo intsony Aho Miaraka amin'Israely maneho fanampian'Isaraely. D.H: "Tsy hanampy anareo intsony Aho"