plt_tn/jos/07/10.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Yaveh miteny an'i Josoa ny antony naha voahozona an'Israely.
# Nahoana ianao no manohoka ny tavanao eo?
Nampiasa izany fanontaniana izany Andriamanitra mba hanamafy an'i Josoa amin'ny fihohofana ny tavany teo. D.H: "Atsaharo ny fihohofan'ny tavanao amin'ny loto!"
# ireo zavatra izay voatokana
Ireo dia zavatra "nanamarika tamin'ny fahapotehina" D.H: "ireo zavatra voahozona" na "ireo zavatra izay efa nozonin'Andriamnitra"
# Efa nangalatra izy ireo ary avy eo koa dia nanafina ny otany
Fanafenana ny otan'izy ireo manambara fihezahana hangina avy amin'ny fahafantarana izay efa nanotan'izy ireo. D.H: "Efa nangalatra ireo zavatra ireo izy ireo, ary avy eo niezaka hampangina olona avy amin'ny fahafantarana izay nanotàny izy ireo"
# tsy afaka nitsangana teo anatrehan'ireo fahavalon'izy ireo
Fitsangana teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo manambara fiadivana mahomby manohitra ireo fahavalony. D.H: "Tsy afaka hiady tanteraka hanohitra ny fahavalony izy ireo" na "tsy afaka handresy ny fahavalony izy ireo"
# Niamboho ny fahavalony izy ireo
Fanaovana izany manambara fitsoahina ny fahavalon'izy ireo. D.H: "Nandositra ny fahavalony izy ireo"
# Tsy hiaraka aminareo intsony Aho
Miaraka amin'Israely maneho fanampian'Isaraely. D.H: "Tsy hanampy anareo intsony Aho"