plt_tn/jos/01/14.md

24 lines
943 B
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Mbola miresaka ami'ireo Robenita, Gadita, ary ny atsakin'ny fokon'i Manase hatrany i Josoa.
# ireo zaza madinikareo
"ireo zazakely nareo"
# an-dafin'i Jordana
Izany dia maneho ny andilana atsinanan-ny Reninranon'i Jordana. Ireo farany indrindra tamin'ireo Israelita dia tsy maintsy mitoetra any andrefan'ny Jordana, ka "andafin'ny Jordana" no niantsoan'izy ireo azy. Fa hatramin'izao dia mbola tany antsinanan'i Jordana hatrany izy ireo. D.H: ""atsinanan'ny Reniranon'ny Jordana"
# mandra-panomezan'i Yaveh fitsaharana ho an'ireo rahalahinareo
Izany dia maneho ny adin'ny Israely tamin'ireo fahavalony rehetra nitoetra tany Kanaana izay mba handresen'izy ireo.
# hiverina ianareo...haka izany ho fananana
Izany dia maneho mba hiainan'izy ireo ny fiainany ivelan'ny tany an-kalalahana.
# an-dafin'i Jordana, izay hiposahan'ny masoandro
Izany dia maneho ny ilany atsinanan'ny reniranon'ny Jordana.