# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka ami'ireo Robenita, Gadita, ary ny atsakin'ny fokon'i Manase hatrany i Josoa. # ireo zaza madinikareo "ireo zazakely nareo" # an-dafin'i Jordana Izany dia maneho ny andilana atsinanan-ny Reninranon'i Jordana. Ireo farany indrindra tamin'ireo Israelita dia tsy maintsy mitoetra any andrefan'ny Jordana, ka "andafin'ny Jordana" no niantsoan'izy ireo azy. Fa hatramin'izao dia mbola tany antsinanan'i Jordana hatrany izy ireo. D.H: ""atsinanan'ny Reniranon'ny Jordana" # mandra-panomezan'i Yaveh fitsaharana ho an'ireo rahalahinareo Izany dia maneho ny adin'ny Israely tamin'ireo fahavalony rehetra nitoetra tany Kanaana izay mba handresen'izy ireo. # hiverina ianareo...haka izany ho fananana Izany dia maneho mba hiainan'izy ireo ny fiainany ivelan'ny tany an-kalalahana. # an-dafin'i Jordana, izay hiposahan'ny masoandro Izany dia maneho ny ilany atsinanan'ny reniranon'ny Jordana.