plt_tn/jos/01/14.md

943 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola miresaka ami'ireo Robenita, Gadita, ary ny atsakin'ny fokon'i Manase hatrany i Josoa.

ireo zaza madinikareo

"ireo zazakely nareo"

an-dafin'i Jordana

Izany dia maneho ny andilana atsinanan-ny Reninranon'i Jordana. Ireo farany indrindra tamin'ireo Israelita dia tsy maintsy mitoetra any andrefan'ny Jordana, ka "andafin'ny Jordana" no niantsoan'izy ireo azy. Fa hatramin'izao dia mbola tany antsinanan'i Jordana hatrany izy ireo. D.H: ""atsinanan'ny Reniranon'ny Jordana"

mandra-panomezan'i Yaveh fitsaharana ho an'ireo rahalahinareo

Izany dia maneho ny adin'ny Israely tamin'ireo fahavalony rehetra nitoetra tany Kanaana izay mba handresen'izy ireo.

hiverina ianareo...haka izany ho fananana

Izany dia maneho mba hiainan'izy ireo ny fiainany ivelan'ny tany an-kalalahana.

an-dafin'i Jordana, izay hiposahan'ny masoandro

Izany dia maneho ny ilany atsinanan'ny reniranon'ny Jordana.