plt_tn/jol/03/09.md

616 B

Omano amin'ny ady ny tenanareo, fohazo ireo lehilahy mahery

Ireo andian-teny roa ireo dia milaza fampiomanana ireo miaramila ho amin'ny ady.

fohazo ireo lehilahy mahery

"mampivonona ireo lehilahy mahery ho amin'ny ady."

Tefeo ho sabatra ny fangadinareo ary ho lefona ny antsy fandrasanareo

Ireo andian-teny roa ireo dia midika mitovy. Ny fitambaran'ireo dia mampianatra ny olona hanova ireo zavatra fampiasa ho lasa fitaovam-piadiana.

fangady

fitaovana izay ampiasaina amin'ny fangadiana ny tany mba hambolena ireo vokatra.

ny antsy fandrasa

ireo antsy izay ampiasaina hanapahana sampana madinika