# Omano amin'ny ady ny tenanareo, fohazo ireo lehilahy mahery Ireo andian-teny roa ireo dia milaza fampiomanana ireo miaramila ho amin'ny ady. # fohazo ireo lehilahy mahery "mampivonona ireo lehilahy mahery ho amin'ny ady." # Tefeo ho sabatra ny fangadinareo ary ho lefona ny antsy fandrasanareo Ireo andian-teny roa ireo dia midika mitovy. Ny fitambaran'ireo dia mampianatra ny olona hanova ireo zavatra fampiasa ho lasa fitaovam-piadiana. # fangady fitaovana izay ampiasaina amin'ny fangadiana ny tany mba hambolena ireo vokatra. # ny antsy fandrasa ireo antsy izay ampiasaina hanapahana sampana madinika