plt_tn/jol/03/09.md

20 lines
616 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Omano amin'ny ady ny tenanareo, fohazo ireo lehilahy mahery
Ireo andian-teny roa ireo dia milaza fampiomanana ireo miaramila ho amin'ny ady.
# fohazo ireo lehilahy mahery
"mampivonona ireo lehilahy mahery ho amin'ny ady."
# Tefeo ho sabatra ny fangadinareo ary ho lefona ny antsy fandrasanareo
Ireo andian-teny roa ireo dia midika mitovy. Ny fitambaran'ireo dia mampianatra ny olona hanova ireo zavatra fampiasa ho lasa fitaovam-piadiana.
# fangady
fitaovana izay ampiasaina amin'ny fangadiana ny tany mba hambolena ireo vokatra.
# ny antsy fandrasa
ireo antsy izay ampiasaina hanapahana sampana madinika