plt_tn/jol/02/10.md

16 lines
690 B
Markdown

# Mihorohoro manoloana azy ireo ny tany, ary miozongozona ny lanitra, ny masoandro sy ny volana dia maizina, ary ny kintana dia mijanona mamiratra
Misy andiam-balala maro izay manozongozona ny tany sy ny lanitra, ary ireo zava-drehetra eny amin'ny lanitra dia tsy afaka jerena intsony.
# Manandratra ny feony i Yaveh
Mampiseho ny hery sy ny didin'Andriamanitra eo amin'ireo tafika i Yaveh. D.H: "manana fahefana i Yaveh"
# lehibe sy mahatsiravina
Amin'ity andian-teny famaritana mitambatra ity dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. D.H: "tsiravina lehibe"
# Iza no ho velona amin'izany?
D.H: "Tsy hisy na iray hatanjaka ka ho velona amin'izany fitsaran'Andriamanitra izany."