plt_tn/jol/02/10.md

690 B

Mihorohoro manoloana azy ireo ny tany, ary miozongozona ny lanitra, ny masoandro sy ny volana dia maizina, ary ny kintana dia mijanona mamiratra

Misy andiam-balala maro izay manozongozona ny tany sy ny lanitra, ary ireo zava-drehetra eny amin'ny lanitra dia tsy afaka jerena intsony.

Manandratra ny feony i Yaveh

Mampiseho ny hery sy ny didin'Andriamanitra eo amin'ireo tafika i Yaveh. D.H: "manana fahefana i Yaveh"

lehibe sy mahatsiravina

Amin'ity andian-teny famaritana mitambatra ity dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. D.H: "tsiravina lehibe"

Iza no ho velona amin'izany?

D.H: "Tsy hisy na iray hatanjaka ka ho velona amin'izany fitsaran'Andriamanitra izany."