# Mihorohoro manoloana azy ireo ny tany, ary miozongozona ny lanitra, ny masoandro sy ny volana dia maizina, ary ny kintana dia mijanona mamiratra Misy andiam-balala maro izay manozongozona ny tany sy ny lanitra, ary ireo zava-drehetra eny amin'ny lanitra dia tsy afaka jerena intsony. # Manandratra ny feony i Yaveh Mampiseho ny hery sy ny didin'Andriamanitra eo amin'ireo tafika i Yaveh. D.H: "manana fahefana i Yaveh" # lehibe sy mahatsiravina Amin'ity andian-teny famaritana mitambatra ity dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. D.H: "tsiravina lehibe" # Iza no ho velona amin'izany? D.H: "Tsy hisy na iray hatanjaka ka ho velona amin'izany fitsaran'Andriamanitra izany."