plt_tn/jol/01/01.md

485 B

Fanamarihana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Joela ny amin'ireo olon'Israely mampiasa ny tononkalo Andriamanitra.

Izao no tenin'i Yaveh izay tonga

"ny teny izay nolazain'i Yaveh Andriamnitra."

Yaveh

Ity dia anaran'Andriamanitra izay velona tamin'ny olona tany amin'ny testamenta taloha.

Petoela

rain'i Joela.

Efa nitranga ve izao tamin'ny andronareo na tamin'ny andron'ny razambenareo?

D.H: "Mbola tsy nitranga mihitsy izany na talohanareo na ny razambeanareo."