# Fanamarihana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Joela ny amin'ireo olon'Israely mampiasa ny tononkalo Andriamanitra. # Izao no tenin'i Yaveh izay tonga "ny teny izay nolazain'i Yaveh Andriamnitra." # Yaveh Ity dia anaran'Andriamanitra izay velona tamin'ny olona tany amin'ny testamenta taloha. # Petoela rain'i Joela. # Efa nitranga ve izao tamin'ny andronareo na tamin'ny andron'ny razambenareo? D.H: "Mbola tsy nitranga mihitsy izany na talohanareo na ny razambeanareo."