plt_tn/jol/01/01.md

20 lines
485 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fanamarihana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Joela ny amin'ireo olon'Israely mampiasa ny tononkalo Andriamanitra.
# Izao no tenin'i Yaveh izay tonga
"ny teny izay nolazain'i Yaveh Andriamnitra."
# Yaveh
Ity dia anaran'Andriamanitra izay velona tamin'ny olona tany amin'ny testamenta taloha.
# Petoela
rain'i Joela.
# Efa nitranga ve izao tamin'ny andronareo na tamin'ny andron'ny razambenareo?
D.H: "Mbola tsy nitranga mihitsy izany na talohanareo na ny razambeanareo."