plt_tn/job/40/22.md

746 B

Voahirana

Voninkazo izay maniry eny ambony rano eny amin'ny faritra misy honahona. Adikao tahaka ny ao amin'ny 40:19.

ireo hazomalahelon'ny lohasahan-driaka

Ny hazomalahelo dia hazo lehibe izay maniry eny amin'ny tany mando. Raha tsy fanatatra any amin'ny kolotsainao izany dia azona atao ny mampiasa karazan-kazo amin'ny ankapobeny izany maniry eny amin'ny tany mando na amoron-drano.

moron-drano

sisin'ny renirano

na dia hisamboaravoara hatreny ambon'ny orony aza Jordana

"na dia tonga hatreny miakatra hatreny amin'ny orony aza"

Moa misy mahasambotra azy amin'ny farango ve ...fandrika?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fantatrao fa tsy misy mahasambotra azy amin'ny farango na mahatsindrona ny orony amin'ny fandrika"