plt_tn/job/40/22.md

20 lines
746 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Voahirana
Voninkazo izay maniry eny ambony rano eny amin'ny faritra misy honahona. Adikao tahaka ny ao amin'ny 40:19.
# ireo hazomalahelon'ny lohasahan-driaka
Ny hazomalahelo dia hazo lehibe izay maniry eny amin'ny tany mando. Raha tsy fanatatra any amin'ny kolotsainao izany dia azona atao ny mampiasa karazan-kazo amin'ny ankapobeny izany maniry eny amin'ny tany mando na amoron-drano.
# moron-drano
sisin'ny renirano
# na dia hisamboaravoara hatreny ambon'ny orony aza Jordana
"na dia tonga hatreny miakatra hatreny amin'ny orony aza"
# Moa misy mahasambotra azy amin'ny farango ve ...fandrika?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fantatrao fa tsy misy mahasambotra azy amin'ny farango na mahatsindrona ny orony amin'ny fandrika"