# Voahirana Voninkazo izay maniry eny ambony rano eny amin'ny faritra misy honahona. Adikao tahaka ny ao amin'ny 40:19. # ireo hazomalahelon'ny lohasahan-driaka Ny hazomalahelo dia hazo lehibe izay maniry eny amin'ny tany mando. Raha tsy fanatatra any amin'ny kolotsainao izany dia azona atao ny mampiasa karazan-kazo amin'ny ankapobeny izany maniry eny amin'ny tany mando na amoron-drano. # moron-drano sisin'ny renirano # na dia hisamboaravoara hatreny ambon'ny orony aza Jordana "na dia tonga hatreny miakatra hatreny amin'ny orony aza" # Moa misy mahasambotra azy amin'ny farango ve ...fandrika? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fantatrao fa tsy misy mahasambotra azy amin'ny farango na mahatsindrona ny orony amin'ny fandrika"