plt_tn/job/40/19.md

610 B

lehibe amin'ny zava-boaary

"zava-boaary manan-danja indrindra" na "zava-boaary matanjaka indrindra"

'ny zava-boaarin'Andriamanitra. Andriamanitra irery ihany

Yaveh dia miresaka Azy toy ny hoe olona hafa. DH: "ny zava-boaariko. Izaho, Andriamanitra irery ihany.

ireo havoana manome sakafo azy

Ny mpanoratra dia miresaka ny mahakasika ny havoana ho toy ny hoe olona afaka manome sakafo azy. DH: "sakafo maniry eny amin'ny havoana mba ho azy ireo"

voahirana

Voninkazo izay maniry eny ambony rano eny amin'ny faritra misy honahona.

volotara

Ahitra lava hita eny amin'ny honahona na lakan-drano.