# lehibe amin'ny zava-boaary "zava-boaary manan-danja indrindra" na "zava-boaary matanjaka indrindra" # 'ny zava-boaarin'Andriamanitra. Andriamanitra irery ihany Yaveh dia miresaka Azy toy ny hoe olona hafa. DH: "ny zava-boaariko. Izaho, Andriamanitra irery ihany. # ireo havoana manome sakafo azy Ny mpanoratra dia miresaka ny mahakasika ny havoana ho toy ny hoe olona afaka manome sakafo azy. DH: "sakafo maniry eny amin'ny havoana mba ho azy ireo" # voahirana Voninkazo izay maniry eny ambony rano eny amin'ny faritra misy honahona. # volotara Ahitra lava hita eny amin'ny honahona na lakan-drano.