plt_tn/job/40/19.md

20 lines
610 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# lehibe amin'ny zava-boaary
"zava-boaary manan-danja indrindra" na "zava-boaary matanjaka indrindra"
# 'ny zava-boaarin'Andriamanitra. Andriamanitra irery ihany
Yaveh dia miresaka Azy toy ny hoe olona hafa. DH: "ny zava-boaariko. Izaho, Andriamanitra irery ihany.
# ireo havoana manome sakafo azy
Ny mpanoratra dia miresaka ny mahakasika ny havoana ho toy ny hoe olona afaka manome sakafo azy. DH: "sakafo maniry eny amin'ny havoana mba ho azy ireo"
# voahirana
Voninkazo izay maniry eny ambony rano eny amin'ny faritra misy honahona.
# volotara
Ahitra lava hita eny amin'ny honahona na lakan-drano.