plt_tn/job/27/11.md

710 B

Hampianatra anareo

Ny fisehoan'ny "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo naman'i Joba.

ny tanan'Andriamanitra

Ny "tanan'Andriamanitra" dia mampiseho ny heriny. DH: "ny herin'Andriamanitra"

tsy hanafina ny eritreritr'ilay Tsitoha aho

Ny anarana "eritreritra" dia azo adika amin'ny matoanteny "mieritreritra." DH: "Tsy hafeniko aminareo izay eritreretin'Andriamanitra"

koa nahoana ary ianareo no niteny izao zavatra tsy misy dikany rehetra izao?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany ny amin'ny fitenenana zava-poana tahaka izany. DH: "fa kosa niteny izao zavatra tsy misy dikany rehetra izao ianareo." na "tsy tokony niteny tamim-pahadalana ianareo!"