plt_tn/job/27/11.md

16 lines
710 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hampianatra anareo
Ny fisehoan'ny "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo naman'i Joba.
# ny tanan'Andriamanitra
Ny "tanan'Andriamanitra" dia mampiseho ny heriny. DH: "ny herin'Andriamanitra"
# tsy hanafina ny eritreritr'ilay Tsitoha aho
Ny anarana "eritreritra" dia azo adika amin'ny matoanteny "mieritreritra." DH: "Tsy hafeniko aminareo izay eritreretin'Andriamanitra"
# koa nahoana ary ianareo no niteny izao zavatra tsy misy dikany rehetra izao?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany ny amin'ny fitenenana zava-poana tahaka izany. DH: "fa kosa niteny izao zavatra tsy misy dikany rehetra izao ianareo." na "tsy tokony niteny tamim-pahadalana ianareo!"