plt_tn/jhn/20/21.md

722 B

Fiadanana ho anareo

Ity dia fomba fiarahabana mahazatra izay midika hoe "Andriamanitra anie hanome fiadanana ho anareo"

Toy ny nanirahin'ny Ray Ahy, no hanirahako anareo koa." Rehefa avy niteny izany Jesosy, dia nitsoka ny fofon'ainy tamin'izy ireo ary niteny azy ireo hoe: "Raiso ny Fanahy Masina

Andriamanitra Ray nandefa an'Andriamanitra Zanaka izay mandefa ireo mpino ao amin'ny herin'Andriamanitra Fanahy Masina izao.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

ho voavela izy ireo

DH: "Andriamanitra hamela heloka azy ireo"

ary na an'iza na an'iza tsy avelanareo

"raha tsy mamelà ny heloky ny hafa ianareo"

dia tsy voavela izy ireo

DH: " tsy hamela heloka azy ireo Andriamanitra"