# Fiadanana ho anareo Ity dia fomba fiarahabana mahazatra izay midika hoe "Andriamanitra anie hanome fiadanana ho anareo" # Toy ny nanirahin'ny Ray Ahy, no hanirahako anareo koa." Rehefa avy niteny izany Jesosy, dia nitsoka ny fofon'ainy tamin'izy ireo ary niteny azy ireo hoe: "Raiso ny Fanahy Masina Andriamanitra Ray nandefa an'Andriamanitra Zanaka izay mandefa ireo mpino ao amin'ny herin'Andriamanitra Fanahy Masina izao. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # ho voavela izy ireo DH: "Andriamanitra hamela heloka azy ireo" # ary na an'iza na an'iza tsy avelanareo "raha tsy mamelĂ  ny heloky ny hafa ianareo" # dia tsy voavela izy ireo DH: " tsy hamela heloka azy ireo Andriamanitra"