plt_tn/jhn/20/21.md

24 lines
722 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fiadanana ho anareo
Ity dia fomba fiarahabana mahazatra izay midika hoe "Andriamanitra anie hanome fiadanana ho anareo"
# Toy ny nanirahin'ny Ray Ahy, no hanirahako anareo koa." Rehefa avy niteny izany Jesosy, dia nitsoka ny fofon'ainy tamin'izy ireo ary niteny azy ireo hoe: "Raiso ny Fanahy Masina
Andriamanitra Ray nandefa an'Andriamanitra Zanaka izay mandefa ireo mpino ao amin'ny herin'Andriamanitra Fanahy Masina izao.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# ho voavela izy ireo
DH: "Andriamanitra hamela heloka azy ireo"
# ary na an'iza na an'iza tsy avelanareo
"raha tsy mamelà ny heloky ny hafa ianareo"
# dia tsy voavela izy ireo
DH: " tsy hamela heloka azy ireo Andriamanitra"