plt_tn/jhn/20/06.md

12 lines
401 B
Markdown

# lambam-paty
Lamba fandevenana izay nampiasain'ny olona hamonosana ny fatin'i Jesosy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 20:3.
# ilay lamba natao teny amin'ny lohany
Eto ny hoe "lohany" dia maneho ny "lohan'i Jesosy." DH: "ilay lamba izay nampiasain'ny olona hamonosana ny tarehin'i Jesosy"
# nivalona ho azy teo amin'ny toerany
DH: "nisy namalona sy nametraka izany, niala ilay lambam-paty"