# lambam-paty Lamba fandevenana izay nampiasain'ny olona hamonosana ny fatin'i Jesosy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 20:3. # ilay lamba natao teny amin'ny lohany Eto ny hoe "lohany" dia maneho ny "lohan'i Jesosy." DH: "ilay lamba izay nampiasain'ny olona hamonosana ny tarehin'i Jesosy" # nivalona ho azy teo amin'ny toerany DH: "nisy namalona sy nametraka izany, niala ilay lambam-paty"