plt_tn/jhn/20/06.md

401 B

lambam-paty

Lamba fandevenana izay nampiasain'ny olona hamonosana ny fatin'i Jesosy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 20:3.

ilay lamba natao teny amin'ny lohany

Eto ny hoe "lohany" dia maneho ny "lohan'i Jesosy." DH: "ilay lamba izay nampiasain'ny olona hamonosana ny tarehin'i Jesosy"

nivalona ho azy teo amin'ny toerany

DH: "nisy namalona sy nametraka izany, niala ilay lambam-paty"