plt_tn/jhn/18/33.md

8 lines
296 B
Markdown

# Tsy Jiosy aho, sa tsy izany?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba afahan'i Pilato manamafy ny tsy misy hirarahiany ny raharaha an'ireo vahoaka Jiosy. DH: "Tsy Jiosy velively Aho, dia tsy mahaliana ahy izany olonareo izany!"
# Ny vahoakanao
"Ireo namanareo Jiosy"