# Tsy Jiosy aho, sa tsy izany? Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba afahan'i Pilato manamafy ny tsy misy hirarahiany ny raharaha an'ireo vahoaka Jiosy. DH: "Tsy Jiosy velively Aho, dia tsy mahaliana ahy izany olonareo izany!" # Ny vahoakanao "Ireo namanareo Jiosy"