plt_tn/jhn/18/33.md

296 B

Tsy Jiosy aho, sa tsy izany?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba afahan'i Pilato manamafy ny tsy misy hirarahiany ny raharaha an'ireo vahoaka Jiosy. DH: "Tsy Jiosy velively Aho, dia tsy mahaliana ahy izany olonareo izany!"

Ny vahoakanao

"Ireo namanareo Jiosy"