plt_tn/jhn/16/17.md

588 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Misy fihatoana eo amin'ny resak'i Jesosy raha iny ireo mpianany nifampanontany momban'ny tian'i Jesosy lazaina.

Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo

Ny mpianatra dia tsy nahafantatra fa ity dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy eo amin'ny hazofijaliana.

ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo

Ny mety ho dikany: 1) Ity dia mety maneho ny fitsanganan'i Jesosy amin'ny maty na 2) Ity dia mety maneho ny fahatongavan'i Jesosy amin'ny andro farany.

Ny Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.