plt_tn/jhn/16/17.md

16 lines
588 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Misy fihatoana eo amin'ny resak'i Jesosy raha iny ireo mpianany nifampanontany momban'ny tian'i Jesosy lazaina.
# Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo
Ny mpianatra dia tsy nahafantatra fa ity dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy eo amin'ny hazofijaliana.
# ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo
Ny mety ho dikany: 1) Ity dia mety maneho ny fitsanganan'i Jesosy amin'ny maty na 2) Ity dia mety maneho ny fahatongavan'i Jesosy amin'ny andro farany.
# Ny Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.