# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Misy fihatoana eo amin'ny resak'i Jesosy raha iny ireo mpianany nifampanontany momban'ny tian'i Jesosy lazaina. # Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo Ny mpianatra dia tsy nahafantatra fa ity dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy eo amin'ny hazofijaliana. # ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo Ny mety ho dikany: 1) Ity dia mety maneho ny fitsanganan'i Jesosy amin'ny maty na 2) Ity dia mety maneho ny fahatongavan'i Jesosy amin'ny andro farany. # Ny Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.