plt_tn/jhn/15/14.md

347 B

Namako ianareo raha manao ireo zavatra andidiko anareo ireo.

"Mampiseho ianareo fa namako raha toa ka manohy manao izay nandidiko anareo.

ny zavatra rehetra izay reko tamin'ny Raiko, dia nampahafantariko anareo

"Efa nolazaiko taminareo daholo izay nolazain'ny Raiko tamiko."

Ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.