plt_tn/jhn/15/14.md

12 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Namako ianareo raha manao ireo zavatra andidiko anareo ireo.
"Mampiseho ianareo fa namako raha toa ka manohy manao izay nandidiko anareo.
# ny zavatra rehetra izay reko tamin'ny Raiko, dia nampahafantariko anareo
"Efa nolazaiko taminareo daholo izay nolazain'ny Raiko tamiko."
# Ny Raiko
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.