# Namako ianareo raha manao ireo zavatra andidiko anareo ireo. "Mampiseho ianareo fa namako raha toa ka manohy manao izay nandidiko anareo. # ny zavatra rehetra izay reko tamin'ny Raiko, dia nampahafantariko anareo "Efa nolazaiko taminareo daholo izay nolazain'ny Raiko tamiko." # Ny Raiko Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.