plt_tn/jhn/15/08.md

716 B

Ny Raiko dia omem-boninahitra amin'izao

DH: "Izany dia mahatonga ny olona hanome voninahitra ny Raiko"

Ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

ny hamokaranareo voankazo bebe kokoa

Eto ny "voankazo" dia sari-teny maneho ny mivelona mba hahafaly an'Andriamanitra. DH: "Rehefa miaina amin'ny fomba mahafaly Azy ianareo"

mpianatro ianareo

"asehoy fa mpianatro ianareo" na "porofoy fa mpianatro ianareo"

Tahaka ny nitiavan'i Ray Ahy, no nitiavako anareo

Jesosy dia mizara ny fitiavana izay ananan'Andriamanitra ho Azy amin'ireo olona izay mahatoky Azy. Eto ny "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Mitoera ao amin'ny fitiavako

"tohizo ny fanekena ny fitiavako"